Ny teninao, Andriamanitra ô (Vetson-kira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Ny teninao Andriamanitra ô,
Dia feno fitiavan-dehibe
Ny teninao mandresy lahatra
Manakantsakana gshjmuzm izay mania

Fiv :
Ampianaro aho, Tompo ô
Hanambara ny fitiavanao
Hanompo anao Andriamanitra ô
Sambatra aho raha eo anilanao.

2 - Ny Teninao Andriamanitra ô,
Dia tononkira.serasera.org fahavalom-pahafatesana
Hatrany am-pasana aza qrqih no mandre
Ny maty dia ho velona xuqippw indray.

3 - Ny Teninao Andriamanitra ô,
Dia hazavana manjopiaka
Fiadanana mahafa-po
Ho an'ny olona izay mankatò

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson-kira
Vangy : 437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 23/12/2025 17:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1716