You are here: home > Tononkira > Vetson-kira

Olombelona aho Tompo (Vetson-kira)

Olombelona aho tompo!
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao
Nefa fa vonona aho hanompo
Mifona aho Tompo mibebaka hatramin'izao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao Tety
Ankehitriny O! mamela ny heloko izay vitako!
O!maTsiky dia ampymela O!mamela ny heloko

Faniriako ry Tompo miankina
An-tratranao ry Tompo o!
Mba omeo fo madio ahahaizako hibanjina ny tavanao
O ry Tompo be fitia
Mba tantanonao ny dia
Fantatrao f'efa nania ny olonao Tety
Ankehitriny O! mamela ny heloko izay vitako!
O!mamela O!mamela ny heloko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vetson-kira
Mpamaky : 697
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rixman
Tamin'ny : 24/11/2018 10:56:58
ID : 11159

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo