You are here: home > Tononkira > Vetson-kira

Ampio izahay (Vetson-kira)

Ampio izahay, ampio izahay
Fa mafy ny fiainana ety
Jereo izahay, jereo izahay
Fa be ireo mizaka ny mafy

Jereo fa mitombo isanandro ny adidy
Mitombo tsy laitra hozakaina
Ny tsindry hazolena hodiantsy jerena
Toroy lalana zahay tononkira.serasera.orgray oh

Arovy izahay, arovy izahay
Fa be ireo tia manjakazaka
Tsinjovy izahay, tsinjovy izahay
Ireo ory ampio mba hitraka

Jereo fa mitombo isanandro izay tsy izy
Mitombo ny saina filana
Ireo ratsy fongory hanefa ny adidy
Toroy lalana izahay ray oh  x2

Mpihira : Vetson-kira
Mpamaky : 74
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamitiana00675
Tamin'ny : 15/09/2021 18:40:36
ID : 13659

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo