Ampio izahay (Vetson-kira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio izahay, ampio izahay
Fa mafy ny fiainana ety
Jereo izahay, jereo izahay
Fa be ireo mizaka ny mafy
Jereo fflvx kipuaoex fa mitombo isanandro ny adidy
Mitombo tsy laitra hozakaina
Ny tsindry hazolena hodiantsy jerena
Toroy lalana zahay ray oh
Arovy izahay, arovy izahay
Fa be ireo tia manjakazaka
Tsinjovy izahay, yzbo tsinjovy izahay
Ireo ory ampio mba hitraka
Jereo fa mitombo isanandro izay tsy izy
Mitombo ny saina filana
Ireo ratsy fongory hanefa ny adidy
Toroy tononkira.serasera.org lalana izahay ray oh x2
Fa mafy ny fiainana ety
Jereo izahay, jereo izahay
Fa be ireo mizaka ny mafy
Jereo fflvx kipuaoex fa mitombo isanandro ny adidy
Mitombo tsy laitra hozakaina
Ny tsindry hazolena hodiantsy jerena
Toroy lalana zahay ray oh
Arovy izahay, arovy izahay
Fa be ireo tia manjakazaka
Tsinjovy izahay, yzbo tsinjovy izahay
Ireo ory ampio mba hitraka
Jereo fa mitombo isanandro izay tsy izy
Mitombo ny saina filana
Ireo ratsy fongory hanefa ny adidy
Toroy tononkira.serasera.org lalana izahay ray oh x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vetson-kiraVangy : 2054
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamitiana00675
Daty : 15/09/2021 20:40
