Ampio izahay (Vetson-kira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio izahay, ampio izahay
Fa mafy ny fiainana ety
Jereo izahay, jereo xuzbdqx izahay
Fa be ireo mizaka ny mafy

Jereo fa mitombo isanandro tononkira.serasera.org ny adidy
Mitombo tsy laitra hozakaina
Ny tsindry hazolena hodiantsy jerena
Toroy lalana zahay ray oh

Arovy ayzn izahay, arovy izahay
Fa be ireo tia manjakazaka
Tsinjovy izahay, tsinjovy izahay
Ireo ory ampio mba hitraka

Jereo fa mitombo isanandro izay tsy izy
Mitombo ny saina filana
Ireo ratsy fongory hanefa ny adidy
Toroy lalana izahay ray nkjoxr oh  x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson-kira
Hits : 2055
Likes : 0 Like
Created by : mamitiana00675
Date : 15/09/2021 20:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333