Ampio izahay (Vetson-kira)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio izahay, ampio izahay
Fa mafy ny jopin fiainana ety
Jereo izahay, jereo izahay
Fa be ireo mizaka ny tononkira.serasera.org mafy

Jereo fa mitombo isanandro ny adidy
Mitombo tsy mgippyec laitra hozakaina
Ny tsindry hazolena hodiantsy jerena
Toroy lalana zahay ray oh

Arovy izahay, arovy izahay
Fa be ireo tia manjakazaka
Tsinjovy izahay, tsinjovy izahay
Ireo ory ampio mba hitraka

Jereo fa mitombo isanandro izay tsy izy
Mitombo ny saina filana
Ireo ratsy nrcx fongory hanefa ny adidy
Toroy lalana izahay ray oh  x2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Vetson-kira
Visites : 2144
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamitiana00675
Date : 15/09/2021 20:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1694