Mpandresy mandrakizay (Vero Ranaivoson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fahagagana nataonao
Tsy misy zavatra tsy hainao atao
Miasa eto nodnp ny herinao
Tsy miova hcsmshfk Ianao
Manangana toy ny tamin’i Lazarosy
Reko ny feonao miantso ahy
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao izany

Refrain:
Hainao atao ny zava-drehetra
Fa Ianao ilay Mpandresy amin’ny ady
Tsy ho resy mandrakizay
Haiko Ianao, Mpandresy hatrany

2- Ny zava-drehetra hay atao
Amin’ny herin’ny Fanahy Masina
Reko, rivo-baovao
Ny fo vato ovainao
Ny manda rehetra dia arodanao
Mianjera toa ilay Jeriko
Ankehitriny arzowzr matoky aho
Raiko fa ataonao izany

Bridge:
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy tononkira.serasera.org mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy hatrany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vero Ranaivoson
Vangy : 223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andriamalala87
Daty : 29/07/2026 23:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0852