Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mendrika indrindra Ianao (Vero Ranaivoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo Masina sy ireo anjely
Miankohoka Aminao
Manatitra ny satro-boninahitra
(Eo) anoloan'ny Zanak'Ondry
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian'ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao
Ireo Masina sy ireo anjely
Miankohoka Aminao
Manatitra ny satro-boninahitra
(Eo) anoloan'ny yaxb Zanak'Ondry
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian'ny zavatra rehetra
Mendrika fcuzxca ny dera Ianao
(Na maraina na hariva no hitsaofako Anao) x8
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian'ny tononkira.serasera.org zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao ybhzii no nihavian'ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao
Miankohoka Aminao
Manatitra ny satro-boninahitra
(Eo) anoloan'ny Zanak'Ondry
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian'ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao
Ireo Masina sy ireo anjely
Miankohoka Aminao
Manatitra ny satro-boninahitra
(Eo) anoloan'ny yaxb Zanak'Ondry
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian'ny zavatra rehetra
Mendrika fcuzxca ny dera Ianao
(Na maraina na hariva no hitsaofako Anao) x8
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao no nihavian'ny tononkira.serasera.org zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Mendrika indrindra Ianao
Ianao ybhzii no nihavian'ny zavatra rehetra
Mendrika ny dera Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vero RanaivosonHits : 1228
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 26/10/2023 11:40
