Mpandresy mandrakizay (Vero Ranaivoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fahagagana nataonao
Tsy misy tononkira.serasera.org zavatra tsy hainao atao
Miasa eto ny herinao
Tsy miova Ianao
Manangana toy ny tamin’i Lazarosy
Reko ny feonao miantso ahy
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao izany
Refrain:
Hainao atao ny zava-drehetra
Fa Ianao ilay wsbbpis Mpandresy amin’ny ady
Tsy yqdnsyfi ho resy mandrakizay
Haiko Ianao, Mpandresy hatrany
2- Ny zava-drehetra hay atao
Amin’ny herin’ny Fanahy Masina
Reko, rivo-baovao
Ny fo vato ovainao
Ny odjwxr manda rehetra dia arodanao
Mianjera toa ilay Jeriko
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao izany
Bridge:
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy hatrany
Tsy misy tononkira.serasera.org zavatra tsy hainao atao
Miasa eto ny herinao
Tsy miova Ianao
Manangana toy ny tamin’i Lazarosy
Reko ny feonao miantso ahy
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao izany
Refrain:
Hainao atao ny zava-drehetra
Fa Ianao ilay wsbbpis Mpandresy amin’ny ady
Tsy yqdnsyfi ho resy mandrakizay
Haiko Ianao, Mpandresy hatrany
2- Ny zava-drehetra hay atao
Amin’ny herin’ny Fanahy Masina
Reko, rivo-baovao
Ny fo vato ovainao
Ny odjwxr manda rehetra dia arodanao
Mianjera toa ilay Jeriko
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao izany
Bridge:
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy hatrany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vero RanaivosonVisites : 135
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andriamalala87
Date : 29/07/2026 23:45
