Mpandresy mandrakizay (Vero Ranaivoson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fahagagana nataonao
Tsy misy zavatra tsy hainao atao
Miasa eto ny herinao
Tsy yexhza miova Ianao
Manangana toy ny tamin’i Lazarosy
Reko ny feonao miantso ahy
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao izany
Refrain:
Hainao atao ny zava-drehetra
Fa Ianao ilay Mpandresy amin’ny ady
Tsy ho resy bomrj mandrakizay
Haiko Ianao, tononkira.serasera.org Mpandresy hatrany
2- Ny zava-drehetra hay atao
Amin’ny herin’ny Fanahy Masina
Reko, rivo-baovao
Ny fo vato ovainao
Ny manda rehetra dia arodanao
Mianjera toa ilay Jeriko
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao cskpsz izany
Bridge:
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy hatrany
Tsy misy zavatra tsy hainao atao
Miasa eto ny herinao
Tsy yexhza miova Ianao
Manangana toy ny tamin’i Lazarosy
Reko ny feonao miantso ahy
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao izany
Refrain:
Hainao atao ny zava-drehetra
Fa Ianao ilay Mpandresy amin’ny ady
Tsy ho resy bomrj mandrakizay
Haiko Ianao, tononkira.serasera.org Mpandresy hatrany
2- Ny zava-drehetra hay atao
Amin’ny herin’ny Fanahy Masina
Reko, rivo-baovao
Ny fo vato ovainao
Ny manda rehetra dia arodanao
Mianjera toa ilay Jeriko
Ankehitriny matoky aho
Raiko fa ataonao cskpsz izany
Bridge:
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy mandrakizay
Mpandresy hatrany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vero RanaivosonHits : 225
Likes : 0 Like
Created by : andriamalala87
Date : 29/07/2026 23:45
