Te hahita (Tsiakoraka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na hirotsaka aza
Ny oram-baratra
Ny tanànanao
Tsy maintsy tongako
Ka aza mbola hidIna
Ny varavarana
Fa androany aho
Dia hahita deksa anao

Raha tsy mandalo aho ny maraina
Dia tononkira.serasera.org ny hariva indray aho andrandraina
Fa androany aho akuzrdyp
Dia hahita anao

Tsiakoraka
krnciht

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsiakoraka
Vangy : 18120
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Bary
Daty : 03/05/2003 16:56
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0104