Te hahita (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na hirotsaka aza
Ny oram-baratra
Ny tanànanao
Tsy maintsy tongako
Ka aza mbola hidIna
Ny varavarana
Fa androany aho
Dia hahita anao
Raha find tsy mandalo aho ny maraina
Dia ny hariva indray aho andrandraina
Fa hnqmwi androany aho tononkira.serasera.org
Dia hahita anao
Tsiakoraka umfldxmw
Ny oram-baratra
Ny tanànanao
Tsy maintsy tongako
Ka aza mbola hidIna
Ny varavarana
Fa androany aho
Dia hahita anao
Raha find tsy mandalo aho ny maraina
Dia ny hariva indray aho andrandraina
Fa hnqmwi androany aho tononkira.serasera.org
Dia hahita anao
Tsiakoraka umfldxmw
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 17882
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bary
Date : 03/05/2003 16:56
