RAVINTARATASY (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravin-taratasy iray tsy tsaroany akory
Saika hitroatra mafy mantsy ny biqqnrgo fony
hanadino anao hahafoy anao
Ravin-taratasy tsy voasoratra akory
Daty na ny andro rfmcamw tsy tadidiny intsony
fa hoe lasa ianao, nandao azy ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha qgayb teo mantsy ianao
Voaratrany
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao
Voaratrany mafy, potehiny
Saingy tsy eo ianao ka dia izao
Ravin-taratasy kotsan-dranomaso
Ny fony no miteny hoe tononkira.serasera.org : andraso
fa ho avy ianao , tsy ho ela ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Nofihininy mafy fa raha teo mantsy ianao
Nofihininy,

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 20645
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MIMINE
Daty : 15/07/2004 01:33