RAVINTARATASY (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ravin-taratasy iray tsy tsaroany akory
Saika hitroatra mafy mantsy ny fony
hanadino anao hahafoy anao
Ravin-taratasy tsy voasoratra akory
Daty na ny andro tsy tadidiny tononkira.serasera.org intsony
fa hoe lasa ianao, nandao azy ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao
Voaratrany
Nahoronkorony tao suells an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao
Voaratrany mafy, potehiny
Saingy tsy eo ianao ka dia izao
Ravin-taratasy kotsan-dranomaso
Ny fony no miteny hoe qumib : andraso
fa ho avy ianao , tsy ho ela hskolj ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Nofihininy mafy fa raha teo mantsy ianao
Nofihininy,
Saika hitroatra mafy mantsy ny fony
hanadino anao hahafoy anao
Ravin-taratasy tsy voasoratra akory
Daty na ny andro tsy tadidiny tononkira.serasera.org intsony
fa hoe lasa ianao, nandao azy ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao
Voaratrany
Nahoronkorony tao suells an-tanany tao
Natsipitsipiny fa raha teo mantsy ianao
Voaratrany mafy, potehiny
Saingy tsy eo ianao ka dia izao
Ravin-taratasy kotsan-dranomaso
Ny fony no miteny hoe qumib : andraso
fa ho avy ianao , tsy ho ela hskolj ianao
Nahoronkorony tao an-tanany tao
Nofihininy mafy fa raha teo mantsy ianao
Nofihininy,
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 20845
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : MIMINE
Daty : 15/07/2004 01:33
