Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mandehana (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao miandry ilay anjara pcptr masoandronao
Mandehana, mandehana ka tsenao
Fa ny hatrizay tsy mba nisy nozaraina
Mandehana tsenao ny maraina
Mandehana fa fantatrao ihany
Fa tbnetqsr ao anatin’ny mangidy no misy ny mamy
Mandehana aza miherika intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao ambony
Ireo sentonao sy ireo andronao nisaona
Mandehana mba hombay tononkira.serasera.org lohataona
Fa ela naniriana sady nihafy mangina
Mandehana ho tojo izay iriana
Mandehana herezo izany dia
Io ny làlana iray diavinao iny
Mandehana aza miherika intsony
Mandehana ka ny vaddcor loha no atrakao ambony
Mandehana ka tsenao ireo androm-pitsikiana
Mandehana, mandehana ka tsenao
Fa ny hatrizay tsy mba nisy nozaraina
Mandehana tsenao ny maraina
Mandehana fa fantatrao ihany
Fa tbnetqsr ao anatin’ny mangidy no misy ny mamy
Mandehana aza miherika intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao ambony
Ireo sentonao sy ireo andronao nisaona
Mandehana mba hombay tononkira.serasera.org lohataona
Fa ela naniriana sady nihafy mangina
Mandehana ho tojo izay iriana
Mandehana herezo izany dia
Io ny làlana iray diavinao iny
Mandehana aza miherika intsony
Mandehana ka ny vaddcor loha no atrakao ambony
Mandehana ka tsenao ireo androm-pitsikiana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 6967
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 27/08/2017 17:28
