Mandehana (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao miandry ilay anjara masoandronao
Mandehana, mandehana ka tsenao
Fa ny hatrizay tsy mba nisy nozaraina
Mandehana tsenao ny maraina
Mandehana fa fantatrao ihany
Fa ao anatin’ny mangidy tononkira.serasera.org no misy ny mamy
Mandehana jmfaaj aza miherika intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao cjozpif ambony
Ireo sentonao sy ireo andronao nisaona
Mandehana mba hombay lohataona
Fa ela naniriana sady nihafy mangina
Mandehana ho tojo izay iriana
Mandehana herezo izany dia
Io ny làlana iray diavinao iny
Mandehana aza miherika qfxhoyj intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao ambony
Mandehana ka tsenao ireo androm-pitsikiana
Mandehana, mandehana ka tsenao
Fa ny hatrizay tsy mba nisy nozaraina
Mandehana tsenao ny maraina
Mandehana fa fantatrao ihany
Fa ao anatin’ny mangidy tononkira.serasera.org no misy ny mamy
Mandehana jmfaaj aza miherika intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao cjozpif ambony
Ireo sentonao sy ireo andronao nisaona
Mandehana mba hombay lohataona
Fa ela naniriana sady nihafy mangina
Mandehana ho tojo izay iriana
Mandehana herezo izany dia
Io ny làlana iray diavinao iny
Mandehana aza miherika qfxhoyj intsony
Mandehana ka ny loha no atrakao ambony
Mandehana ka tsenao ireo androm-pitsikiana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 6966
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 27/08/2017 17:28
