Aoka (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miangavy anareo ry zalahy
Atsaharo kely ange 'ty ady
Tsy hoe fatahorana ny ahy
F’efa leon’ity mifampitady
Mba jereo ange zato ianareo
Dia topazo maso koa zahay
Ny tanàna potika sy may
Ny mijery izao ve tsy hankaleo
Raha isika mpiady ihany moa
Tsy dia mampaninona ufgdx tononkira.serasera.org raha voa
Fa ireo tsy manan-tsiny koa msmfe
Dia mitanty izany avokoa
Raha ireo efa afak’aina
Efa maty teto hatrizay
Marobe tsy hitako hthaf isaina
Mba miangavy re mba aok’izay.
Atsaharo kely ange 'ty ady
Tsy hoe fatahorana ny ahy
F’efa leon’ity mifampitady
Mba jereo ange zato ianareo
Dia topazo maso koa zahay
Ny tanàna potika sy may
Ny mijery izao ve tsy hankaleo
Raha isika mpiady ihany moa
Tsy dia mampaninona ufgdx tononkira.serasera.org raha voa
Fa ireo tsy manan-tsiny koa msmfe
Dia mitanty izany avokoa
Raha ireo efa afak’aina
Efa maty teto hatrizay
Marobe tsy hitako hthaf isaina
Mba miangavy re mba aok’izay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsiakorakaVangy : 2261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nandriamandia
Daty : 01/04/2018 08:13
