Aoka (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miangavy anareo ry zalahy
Atsaharo kely ange 'ty ady
Tsy hoe fatahorana ny rakds ahy
F’efa leon’ity mifampitady
Mba jereo ange zato ianareo
Dia topazo tononkira.serasera.org maso koa zahay
Ny tanàna potika sy may
Ny mijery izao ve tsy ojwtacru hankaleo
Raha isika mpiady ihany moa
Tsy dia mampaninona raha voa
Fa ireo tsy manan-tsiny koa
Dia mitanty izany avokoa
Raha ireo efa afak’aina
Efa maty teto hatrizay
Marobe tsy mhskdlk hitako isaina
Mba miangavy re mba aok’izay.
Atsaharo kely ange 'ty ady
Tsy hoe fatahorana ny rakds ahy
F’efa leon’ity mifampitady
Mba jereo ange zato ianareo
Dia topazo tononkira.serasera.org maso koa zahay
Ny tanàna potika sy may
Ny mijery izao ve tsy ojwtacru hankaleo
Raha isika mpiady ihany moa
Tsy dia mampaninona raha voa
Fa ireo tsy manan-tsiny koa
Dia mitanty izany avokoa
Raha ireo efa afak’aina
Efa maty teto hatrizay
Marobe tsy mhskdlk hitako isaina
Mba miangavy re mba aok’izay.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TsiakorakaVisites : 2203
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : nandriamandia
Date : 01/04/2018 08:13
