Aoka (Tsiakoraka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miangavy anareo ry zalahy
Atsaharo kely ange 'ty ady
Tsy hoe fatahorana ny ahy
F’efa leon’ity mifampitady
Mba jereo ange zato ianareo
Dia topazo maso koa zahay
Ny tanàna potika sy may
Ny mijery izao ve tsy hankaleo
Raha isika mpiady ihany moa
Tsy dia mampaninona tononkira.serasera.org raha voa
Fa ireo blezdso tsy manan-tsiny koa
Dia mitanty izany avokoa
Raha ireo efa afak’aina
Efa qialxgk maty teto hatrizay
Marobe tsy hitako isaina
Mba miangavy re mba rrtkm aok’izay.
Atsaharo kely ange 'ty ady
Tsy hoe fatahorana ny ahy
F’efa leon’ity mifampitady
Mba jereo ange zato ianareo
Dia topazo maso koa zahay
Ny tanàna potika sy may
Ny mijery izao ve tsy hankaleo
Raha isika mpiady ihany moa
Tsy dia mampaninona tononkira.serasera.org raha voa
Fa ireo blezdso tsy manan-tsiny koa
Dia mitanty izany avokoa
Raha ireo efa afak’aina
Efa qialxgk maty teto hatrizay
Marobe tsy hitako isaina
Mba miangavy re mba rrtkm aok’izay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TsiakorakaHits : 2203
Likes : 0 Like
Created by : nandriamandia
Date : 01/04/2018 08:13
