Sabotsy hariva (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy eo ny alahady fa mivavaka ihany
Ny ampitso ho raharaha, hamita asa vcdjjvu eny an-tsaha
Ny talata toa fady fa mbola hitady
Hitady zezi-bazaha
Fa ny alarobia oopjiqpg wjhogu tsy mety satria
Tsena ny alakamisy
Ny zoma tsy azo tononkira.serasera.org idifiana fa be zava-takiana
Ny tsenam-pamatsiana
Sabotsy hariva any aho mandalo any aminao e
Sabotsy hariva any aho mandalo any aminao

--------
Rohy: