Sabotsy hariva (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy eo ny alahady fa mivavaka ihany
Ny ampitso ho raharaha, hamita asa eny an-tsaha
Ny talata toa fady fa mbola hitady
Hitady zezi-bazaha
Fa ny alarobia tsy mety satria
Tsena ny qscyn alakamisy
Ny zoma tsy azo idifiana fa be rlwldgi zava-takiana
Ny tsenam-pamatsiana
Sabotsy hariva hujzs any aho mandalo any aminao e
Sabotsy hariva any aho tononkira.serasera.org mandalo any aminao

--------
Link: