Itantarao angano (Tselonina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitantarao angano aho dady
Tantaran’ny andro taloha
Azavao nvegpmon ahy tsotra hoa dady
Ny fitiavanareo izay nialoha
Hizaha izay ho tiana ve dady
Mba tsotsotra ohatrin’ny anio?
Misaraka amin’ny tiana ve ‘nareo
Mba namoy fo toy ireo

Ref: Irony efa lasa bwrtzbap tahiry fahiny
Tantara no re, tsy hay izay nihaviany
Ny anganom-pitia moa ve tsy nisy sa hadino
Tantarao aho

Hitantarao tononkira.serasera.org angano hafa aho dady
Ny fitiavanareo toa miery
Ikoto sy Fara sy ry Ingahibesola
Dia tantara efa vita tsianjery
Hendratry ny hilaza ve dady?
No lanjalanjaina ity loha
Fa umokil ry Andrianampoina ve dady
Mba nanoka-pitia tao am-pony

Hitantarao angano aho dady
Tantaran’ny andro taloha
Azavao ahy tsotra hoa dady
Ny fitiavanareo izay nialoha.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tselonina
Visites : 9299
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tikl
Date : 15/04/2010 10:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326