Avy iny orana iny (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina f'efa liana, tsy mikiaka fa toa very
Voronkely antendron-kazo erý
Avy io orana io
Mihozohozo toa tsy tana, hazo iray xdjuv izay namikiran'
Ilay fitia fahavaratra io
Noravan'io orana io
Izy anie nangina teo
Nipitrapitra toa tsy hamoaka feo
Avy tononkira.serasera.org iny orana iny
Malaindaina lasa saina, tovovavy iray misaina
Hamonjy hariva ilay huqhp olon-tiany
Natahotr'iny orana iny
Tovolahy miseho izay nanitsinitsy tsy nizaha
Ny làlana nefa avy orana io
Potraka io vao mino
Izy anie nangina teo
Nipitrapitra toa tsy hamoaka feo
Avy iny orana iny
Miandrandra jeqiddb lava, fola-doha, olona iray avy any Androy
Miandrandra an'iny lanitra iny
Miantso iny orana iny
Eto izaho sy ny gitara mihirahira mankafy
Arahin'ilay feon'orana io
Tsara iny hirako iny

--------
Rohy:
Hevitra
malilo
(
05/04/2017 11:03)
M'saotra letsy ra-Jagger a , tsiron-kanina ity vazo ity , anabany feeling tsara.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TseloninaVangy : 4174
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/07/2014 14:30