Ampidiro aloha ny tenimiafina
Avy iny orana iny (Tselonina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina f'efa liana, tsy mikiaka fa toa very
Voronkely antendron-kazo erý
Avy io orana io
Mihozohozo toa tsy tana, hazo iray izay namikiran'
Ilay fitia fahavaratra io
Noravan'io orana io
Izy anie nangina teo
Nipitrapitra tononkira.serasera.org toa tsy hamoaka feo
Avy iny orana iny
Malaindaina lasa saina, tovovavy iray misaina
Hamonjy hariva exoxhg ilay olon-tiany
Natahotr'iny orana iny
Tovolahy miseho izay nanitsinitsy tsy nizaha
Ny làlana nefa avy orana io
Potraka io vao mino
Izy anie nangina teo
Nipitrapitra toa tsy brrbgk hamoaka feo
Avy iny orana iny
Miandrandra lava, fola-doha, olona iray avy any bbfelrjq Androy
Miandrandra an'iny lanitra iny
Miantso iny orana iny
Eto izaho sy ny gitara mihirahira mankafy
Arahin'ilay feon'orana io
Tsara iny hirako iny

--------
Lien:
Commentaires
malilo
(
05/04/2017 11:03)
M'saotra letsy ra-Jagger a , tsiron-kanina ity vazo ity , anabany feeling tsara.
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TseloninaVisites : 4234
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/07/2014 14:30