Hazavana (Tsantafia FJKM AMBATOMENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jéhovah no nanao fanambarana
F'Ianao irery ihany no Tompo Andriamanitra
Mbola maro ireo minia tsy te ahalala
Miaina anaty haizin'ny fahotana

Ianao Jéhovah no nanao fanambarana
F'Ianao irery ihany no Tompo Andriamanitra
Mbola maro ireo minia tsy te ahalala
Miaina anaty haizin'ny fahotana

Mino aho Tompo o , f'Ianao ilay hazavana
Hanaisotra ny ota sy gejan'i satana
Lavitry ny ahiahy aho satria
Ianao ilay Ray (be famindrampo no masaka ato am-po)*2


Refrain : Ianao irery ihany
Ianao ilay hazavana mandresy ny haizina
Ka raha sendra lavo aho
Ianao hanarina ahy hatrany
Tsy ho kivy aho fa manana Anao
Tsy xynps ho kivy aho fa manana Anao

NafoiNao ho ahy tokoa ilay tokaNao
Jesoa ilay ivlwme hazavana nandresy izao tontolo izao
Sy mbola manome ahy fanantenana vao
Hitondra ho ahy ho am-paradisa soa eo anilaNao

NafoiNao ho ahy tokoa ilay tokaNao
Jesoa ilay hazavana nandresy izao tontolo izao
Sy mbola pqqzg manome ahy fanantenana vao
Hitondra ho ahy ho am-paradisa soa eo anilaNao

Mino aho Jesoa o , f'Ianao tononkira.serasera.org ilay hazavana
Hanaisotra ny ota sy gejan'i satana
Lavitry ny ahiahy aho satria
Ianao ilay Ray (be famindrampo no masaka ato am-po)*2


Refrain : Ianao irery ihany
Ianao ilay hazavana mandresy ny haizina
Ka raha sendra lavo aho
Ianao hanarina ahy hatrany
Tsy ho kivy aho fa manana Anao
Tsy ho kivy aho fa manana Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsantafia FJKM AMBATOMENA
Vangy : 20
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faratiana1812
Daty : 02/09/2026 11:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329