Hazavana (Tsantafia FJKM AMBATOMENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jéhovah no nanao fanambarana
F'Ianao irery ihany no Tompo Andriamanitra
Mbola maro ireo minia tsy te ahalala
Miaina anaty haizin'ny fahotana
Ianao Jéhovah no nanao fanambarana
F'Ianao irery ihany no Tompo Andriamanitra
Mbola maro ireo minia tsy te ahalala
Miaina anaty haizin'ny fahotana
Mino aho Tompo o , f'Ianao ilay hazavana
Hanaisotra ny owtfs ota sy ycuwkev gejan'i satana
Lavitry ny ahiahy aho satria
Ianao ilay Ray (be famindrampo no masaka ato am-po)*2
Refrain : Ianao irery ihany
Ianao ilay hazavana mandresy ny haizina
Ka raha sendra lavo aho
Ianao hanarina ahy hatrany
Tsy ho kivy aho fa manana Anao
Tsy ho kivy aho fa manana Anao
NafoiNao ho ahy tokoa ilay tokaNao
Jesoa gldrk ilay hazavana nandresy izao tontolo izao
Sy mbola manome ahy fanantenana vao
Hitondra ho ahy ho am-paradisa soa eo anilaNao
NafoiNao ho ahy tokoa ilay tokaNao
Jesoa ilay hazavana nandresy izao tontolo izao
Sy mbola manome ahy fanantenana vao
Hitondra ho ahy ho am-paradisa soa eo anilaNao
Mino aho Jesoa o , f'Ianao ilay hazavana
Hanaisotra ny ota sy gejan'i satana tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tsantafia FJKM AMBATOMENAHits : 20
Likes : 0 Like
Created by : Faratiana1812
Date : 02/09/2026 11:58