Hiverina aho (Tsantafia FJKM AMBATOMENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o miantso Anao . Ity zandrinao hifona aminao
Fa nanao izay ratsy teo imasoNao  mifona Aminao
Efa impiry aho no nivoady fa tsy hamerin'intsony
Nefa mbola nandika ny didinao mifona aminao

Pont: Indro aho wwbfpdi hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra avelao

Refrain : Na tsy mendrika aza aho notiavinao
Ianao Tompo ilay Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
MamindrĂ  fo amiko ry Ray Tsitoha
Fa nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray irye ity zanakao

Menatra aho Jesoa Kristy
Fa nanaotao foana
Ka nilefa sy nania
Tao tononkira.serasera.org ny fahotana ny ditra sy ny hetsetra
Afoiko tsy asiako tafatoetra
Hifonako Aminao koa ireo fahalemeko
Indro havaoziko ny fanekeko
Hoe ho Anao mandrakizay
Ny fiainako iray omeo Anao ka hanjakao

Pont: Indro aho hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra avelao

Refrain : Na tsy mendrika aza aho notiavinao
Ianao Tompo ilay Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
MamindrĂ  fo amiko ry Ray Tsitoha
Fa nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso burosv indray ity zanakao


AC/ Lucas Anthony RAMAROSON 2023

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tsantafia FJKM AMBATOMENA
Vangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faratiana1812
Daty : 02/09/2026 11:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321