Hazavana (Tsantafia FJKM AMBATOMENA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao Jéhovah no nanao fanambarana
F'Ianao irery ihany no Tompo Andriamanitra
Mbola maro ireo minia tsy te ahalala
Miaina anaty haizin'ny fahotana

Ianao Jéhovah no nanao fanambarana
F'Ianao mejmcp irery ihany no Tompo Andriamanitra
Mbola maro ireo minia tsy te ahalala
Miaina anaty haizin'ny fahotana

Mino aho Tompo o , f'Ianao ilay hazavana
Hanaisotra ny ota sy gejan'i satana
Lavitry ny ahiahy aho satria
Ianao ilay Ray (be xwvgy famindrampo no masaka ato am-po)*2


Refrain : Ianao irery ihany
Ianao ilay hazavana mandresy ny haizina
Ka raha sendra lavo aho
Ianao hanarina ahy hatrany
Tsy elgs ho kivy aho fa manana Anao
Tsy ho kivy aho tononkira.serasera.org fa manana Anao

NafoiNao ho ahy tokoa ilay tokaNao
Jesoa ilay hazavana nandresy izao tontolo izao
Sy mbola manome ahy fanantenana vao
Hitondra ho ahy ho am-paradisa soa eo anilaNao

NafoiNao ho ahy tokoa ilay tokaNao
Jesoa ilay hazavana nandresy izao tontolo izao
Sy mbola manome ahy fanantenana vao
Hitondra ho ahy ho am-paradisa soa eo anilaNao

Mino aho Jesoa o , f'Ianao ilay hazavana
Hanaisotra ny ota sy gejan'i satana
Lavitry ny ahiahy aho satria
Ianao ilay Ray (be famindrampo no masaka ato am-po)*2


Refrain : Ianao irery ihany
Ianao ilay hazavana mandresy ny haizina
Ka raha sendra lavo aho
Ianao hanarina ahy hatrany
Tsy ho kivy aho fa manana Anao
Tsy ho kivy aho fa manana Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tsantafia FJKM AMBATOMENA
Visites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faratiana1812
Date : 02/09/2026 11:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285