Andraso aho (Troupah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso tononkira.serasera.org aho ry ktarexgy malala fa ho avy
Tsy ho ela dia hifanatri-tava
Voaandry izay toa ela lavitra anao
Aza usoeja adino ny taratasy, mandra-pihaona
Ny sarinao sanatria tsy hampionona ahy
Ny vatanao manontolo tiako hiseho
Mandra-maraina no hitiavako anao
Ny fitia toy ny ketsa, maniry raha hafindra
Homba anao aho n'aiza n'aiza misy anao
Fa mbola ianao no mamin'ny tsafjge foko hatramin'izao
Tonga mba hamonjy ny akany tiana
Izany angamba no mety hitondra ny hafaliana

--------
Rohy: