Ianao ihany (Troupah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : Ianao ihany no ato am-poko, ianao ihany ka matokia
phvvru Manantena aho fa toy izany ny anjara toerako any
Ny elanelan-tany mahatonga ny tomany
Raha toa ka toy izany ho ventesinao hatrany
Reko tononkira.serasera.org fa
Ref ....
Marobe ny devoly manodina hsedhy ny saina,
Asa nefa tsy haiko ny rehetra manorisory
Ataoko fa
Teninao ihany ny hoe mandrakizay
Ataoko ahoana indray no tsy hahatoky anao
Hilaza hoe :
Ref ....(x2) qfwvka

--------
Lien:
Commentaires
hery
(
13/07/2021 14:20)
Tarika Troupah no nahalalako an'ity
harymbola
(
14/07/2021 10:13)
Eny marina ilay tarika troupah fa Jean Rabary no nanorona, ao fa ovaina, misaotra indrindra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TroupahVisites : 2464
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harymbola
Date : 13/07/2021 13:44