Andraso aho (Troupah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso aho ry malala fa ho whpgkb avy
Tsy ho ela dia hifanatri-tava
Voaandry izay toa ela lavitra anao
Aza adino ny taratasy, mandra-pihaona

Ny sarinao sanatria tsy hampionona ahy
Ny vatanao manontolo tiako gllxxkm hiseho
Mandra-maraina no hitiavako anao
Ny fitia toy ny ketsa, maniry raha hafindra

Homba anao aho n'aiza n'aiza misy anao
Fa mbola ianao no mamin'ny foko prmn hatramin'izao
Tonga mba hamonjy ny akany tiana
Izany angamba tononkira.serasera.org no mety hitondra ny hafaliana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Troupah
Visites : 3238
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : harymbola
Date : 01/07/2021 19:47
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.037