Andraso aho (Troupah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andraso aho ry malala fa ho ltmc hqmsuo avy
Tsy ho ela dia hifanatri-tava
Voaandry tononkira.serasera.org izay toa ela lavitra anao
Aza adino ny taratasy, mandra-pihaona
Ny sarinao sanatria tsy hampionona ahy
Ny vatanao manontolo tiako hiseho
Mandra-maraina no hitiavako anao
Ny fitia toy ny ketsa, maniry raha hafindra
Homba anao aho n'aiza akeq n'aiza misy anao
Fa mbola ianao no mamin'ny foko hatramin'izao
Tonga mba hamonjy ny akany tiana
Izany angamba no mety hitondra ny hafaliana

--------
Link: