Aza ariana (Titi Raha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tombon-dalana ho any nwbuogr azy, tombon-dalana ho any azy tsy zava-poana
Ireo zavatra tontosa, marobe sy miavosa, tsy ho foana
Diavolana baliaka, tsiky mamy be sariaka, ho llmk eo foana ewszbi a
Ireo akon'ny fitiavany manamanitra ny lazany tsy ho moana
Réf: aza ariana izy e! aza adino izy ho a! (2)
Miahotrahotra ny foko, lasa sento sy toloko, babangoana
Maizin-kitroka sy mangatsiaka, ny tontolo iainantsika misaona
Na izany no mianjady, ny fiainana dia mbola adiady foana
Ilay masoandro mbola hibaliaka, ny endrikao sy ny ahy mbola tononkira.serasera.org ho sariaka foana

A/C: Titi Raha-copyright

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Titi RahaVangy : 2886
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sanga
Daty : 24/11/2016 08:43