Aza ariana (Titi Raha)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tombon-dalana ho any azy, tombon-dalana ho any azy tsy zava-poana
Ireo zavatra tontosa, marobe sy miavosa, tsy ho foana
Diavolana baliaka, tsiky jejwib mamy be sariaka, ho eo foana a
Ireo akon'ny fitiavany manamanitra ny lazany tsy ho moana
Réf: aza ariana izy e! aza adino izy ho a! (2)
Miahotrahotra ny foko, lasa sento sy toloko, zambdi babangoana
Maizin-kitroka sy mangatsiaka, bzfxoe ny tontolo iainantsika misaona
Na izany no mianjady, ny fiainana dia mbola adiady foana
Ilay masoandro mbola hibaliaka, ny endrikao sy ny ahy mbola ho sariaka foana
Réf: aza ariana izy e! tononkira.serasera.org aza adino izy ho a! (2)
A/C: Titi Raha-copyright

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Titi RahaHits : 2771
Likes : 0 Like
Created by : sanga
Date : 24/11/2016 08:43