Oh avia [ fiv312em Fjkm Andranoro filadelfia (Tily Eto Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He yxrbk tazanay mitsiky ery ny andro ho avy mankaty
Hiainga izahay hitsena ny ho avinay
Ka velon-kira ny fonay
la-la-la jgtu herin-tsaina
Fo tena tia no tokin’aina
fandavan-tena tononkira.serasera.org notefena
No enti-manompo ny firenena
Ny yghcm malagasy manatena
Fiainan-tsambatra omena
Fo tanora anay
o ! avia avia
o ! avia avia
ny ho avynay mankaty
o ! avia avia
o ! avia avia
Fa vonona izahay
Hiainga izahay hitsena ny ho avinay
Ka velon-kira ny fonay
la-la-la jgtu herin-tsaina
Fo tena tia no tokin’aina
fandavan-tena tononkira.serasera.org notefena
No enti-manompo ny firenena
Ny yghcm malagasy manatena
Fiainan-tsambatra omena
Fo tanora anay
o ! avia avia
o ! avia avia
ny ho avynay mankaty
o ! avia avia
o ! avia avia
Fa vonona izahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tily Eto MadagasikaraVangy : 2715
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : nathy14
Daty : 16/07/2015 09:20
