Tsy maninona (Tiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                  TSY MANINONA
Teny teny ihany aho fa tsy nandao
Aza manahy ianao
Teny , teny aho nandinika an’izao
Zava-drehetra izao
Mba semba-drahona aho ,dia raho -mitatao
Fa nandihizanao
   snxlnudp             Tsy maninona e! tsy ahy tsinona e
              iqrwkwct   Ny anjara sy lahatra ety
                Fa an’ilay Mahefa sy be fitia
                Tsy maninona e izao tsinona e
                Dia nanaiky handefitra hatrany
                Raha tojo adala tsy matotra
Eh eh tsy maninona anie
Entina milamina ny fiainana anie
Eh eh tsy maninona hoa
Entina milamina ny fiainana zwvfnk hoa

Inty , inty aho miharina indray
Fa sitrak’izy Ray
Satria , satria tiany hamita izay tsy vita tononkira.serasera.org
Mbola tiany hifankahita
Raha semban-drahona aho
Tsy hanatahotra aho
Fa izy hiaro ahy ao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tiana
Vangy : 4419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/12/2004 14:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0605