Toamasina (Tiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mitsoka ilay rivo-dranomasina
Dia fantaro fa akaiky ilay Toamasina
Fa nilaozana lavitra Iarivonay
Ka arahabaina Rasaraka, avy izahay
Fiv :
Mbola tiako raha ny moronao
Ny hakantonao tsy mankalao
Vetivety izahay anefa dia smuxwwjn handao
Ka andao hikorana hiara-milalao
Atsipy tmpxtq ny sandrinao
Adola ny lohanao
Dihizo ny sorokao
la rwnbg la la la
Raha hitodi-doha tononkira.serasera.org hiakatra izahay
Dia handalo ao an-tsena sy Salazamay
Tsy hadino ny akora atao firavaka
Sy ny ranom-boanio izay mampiavaka
Dia fantaro fa akaiky ilay Toamasina
Fa nilaozana lavitra Iarivonay
Ka arahabaina Rasaraka, avy izahay
Fiv :
Mbola tiako raha ny moronao
Ny hakantonao tsy mankalao
Vetivety izahay anefa dia smuxwwjn handao
Ka andao hikorana hiara-milalao
Atsipy tmpxtq ny sandrinao
Adola ny lohanao
Dihizo ny sorokao
la rwnbg la la la
Raha hitodi-doha tononkira.serasera.org hiakatra izahay
Dia handalo ao an-tsena sy Salazamay
Tsy hadino ny akora atao firavaka
Sy ny ranom-boanio izay mampiavaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TianaVisites : 9366
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lanto
Date : 19/04/2007 21:17
