Tsy maninona (Tiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                  TSY MANINONA
Teny teny ihany aho fa tsy nandao
Aza manahy ianao
Teny , teny aho nandinika an’izao
Zava-drehetra izao
Mba semba-drahona aho ,dia raho -mitatao
Fa nandihizanao
               Tsy maninona omchwbt e! tsy ahy tsinona e
                Ny anjara sy lahatra ety
      kucm           Fa an’ilay Mahefa sy be fitia
                Tsy maninona e izao tsinona e
        tononkira.serasera.org       sgnttsnu   Dia nanaiky handefitra hatrany
                Raha tojo adala tsy matotra
Eh eh tsy maninona anie
Entina milamina ny fiainana anie
Eh eh tsy maninona hoa
Entina milamina ny fiainana hoa

Inty , inty aho miharina indray
Fa sitrak’izy Ray
Satria , satria tiany hamita izay tsy vita
Mbola tiany hifankahita
Raha semban-drahona aho
Tsy hanatahotra aho
Fa izy hiaro ahy ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tiana
Visites : 4531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 23/12/2004 14:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0463