Ampidiro aloha ny tenimiafina
KA TIANAO VA (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tapa-kevitra nandeha maro no tafita
Sady nahazo zava-tsoa, daje ny masoko no nahita
Fa izay nifidy hijanona kosa,
Valala mpiandry fasana
Ireo olona izay osaosa dia efa lasana.
Fa izaho izany dia efa ela no tapa-kevitra
Fa niandry jmdy Anao
Fa any ho any mbola misy ny azo antenaina
Ho lovantsika
Ka tianao va ny hiaraka amin’ahy ...
Izay tapa-kevitra ny nody tsy sakalava diso
Fa nahalala fanafody nitsinjo ny ampitso
Fa izay nifidy hijanona kosa tsy tonga tany
Ny exzm adidy no niavosa , ny aina lany.
Fa izaho izany ... tononkira.serasera.org hiaraka amin’ahy ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 26382
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 12:04