KA TIANAO VA (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tdrryj tapa-kevitra nandeha maro no tafita
Sady nahazo zava-tsoa, ny masoko no nahita
Fa izay nifidy hijanona kosa,
Valala mpiandry fasana
Ireo olona izay osaosa dia efa lasana.
Fa izaho izany dia efa ela no tapa-kevitra
Fa niandry Anao
Fa any ho any mbola misy iezl ny txwwuh azo antenaina
Ho lovantsika
Ka tianao va ny hiaraka amin’ahy ...
Izay tapa-kevitra ny nody tsy sakalava diso
Fa nahalala fanafody nitsinjo ny ampitso
Fa izay nifidy hijanona kosa tsy tononkira.serasera.org tonga tany
Ny adidy no niavosa , ny aina lany.
Fa izaho izany ... hiaraka amin’ahy ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Thiera BRUNOVisites : 25331
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Liva Andribesoa
Date : 27/03/2004 12:04