ITY HIRAKO ITY (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hirako ity dia atolotro Anao,
Hatsiarovanao ny anarako
Raha ho lasa any ianao ka ho lavitra ahy,
Veloma mandrapihaona.
Aza adino lalan-dava fa mpinamana isika,
Tsy mba nifankafoy tely.
Mpizara alahelo, tononkira.serasera.org mpizara hafaliana
Izaho sy fvtrlixf lanao, hatramin’izao.
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny toeranao.
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana,
Fa sento rmkkjgei tokana monja ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ianao, ka te-hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry pjebfeas Anao.
Hatsiarovanao ny anarako
Raha ho lasa any ianao ka ho lavitra ahy,
Veloma mandrapihaona.
Aza adino lalan-dava fa mpinamana isika,
Tsy mba nifankafoy tely.
Mpizara alahelo, tononkira.serasera.org mpizara hafaliana
Izaho sy fvtrlixf lanao, hatramin’izao.
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny toeranao.
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana,
Fa sento rmkkjgei tokana monja ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ianao, ka te-hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry pjebfeas Anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 47680
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 27/03/2004 12:07
