ITY HIRAKO ITY (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity hirako ity dia atolotro Anao,
Hatsiarovanao ny anarako
Raha ho ijryijzt lasa any ianao ka ho lavitra tononkira.serasera.org ahy,
Veloma mandrapihaona.
Aza adino lalan-dava fa varxsnds mpinamana isika,
Tsy mba nifankafoy tely.
Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
Izaho sy lanao, hatramin’izao.
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny toeranao.
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana,
Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ngfjh ianao, ka te-hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry Anao.
Hatsiarovanao ny anarako
Raha ho ijryijzt lasa any ianao ka ho lavitra tononkira.serasera.org ahy,
Veloma mandrapihaona.
Aza adino lalan-dava fa varxsnds mpinamana isika,
Tsy mba nifankafoy tely.
Mpizara alahelo, mpizara hafaliana
Izaho sy lanao, hatramin’izao.
Very namana aho nilaozanao
Ka iza indray izao no antenaiko
Hilazako ny manahirana ahy
Hisolo ny toeranao.
Tsy ny elanelan-tany na ny fahalavirana
No hampisy ny fanadinoana,
Fa sento tokana monja ary tsiahy iray minitra
Dia ampy hampiray antsika
Koa raha manina ngfjh ianao, ka te-hanoratra
Ny aty tsy miova adiresy
Tsy miova fanahy, tsy miova fitia
Fa miandry Anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thiera BRUNOHits : 50738
Likes : 2 Like
Created by : Liva Andribesoa
Date : 27/03/2004 12:07
