ny eo akaikinao sombinaina (Therack)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cnlia ndrematoa o, izany foko lasanao
tsy miova, tsy mivadika anie aho, sombinaiko
fa owcxuta fitia varo-maty matokia
ny miova sanatria.

ny jpnybl eo akaikinao sombinaiko, no mba tiako
fiangolana, fitosiana
eo ihany tononkira.serasera.org no ifalifaliako
afaka eo izany sento tomaniko
ny eo anilanao re ry aiko tsy adinoko
ho tadidy mandra-maty
fa vita sary ato an-tsaiko
ny eo akaikinao, izany havako izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Therack
Vangy : 7184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 12:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442