ny eo akaikinao sombinaina (Therack)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ndrematoa o, obisgzi izany foko lasanao
tsy miova, tsy mivadika anie aho, sombinaiko
fa fitia varo-maty matokia
ny miova sanatria.
ny eo akaikinao sombinaiko, no mba tiako
fiangolana, fitosiana
eo iuxkg ihany no ifalifaliako
afaka eo izany sento tononkira.serasera.org tomaniko
ny eo ftywjc anilanao re ry aiko tsy adinoko
ho tadidy mandra-maty
fa vita sary ato an-tsaiko
ny eo akaikinao, izany havako izany

--------
Lien: