ny eo akaikinao sombinaina (Therack)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ndrematoa o, izany foko lasanao
tsy miova, tsy mivadika anie aho, sombinaiko
fa fitia varo-maty matokia
ny miova sanatria.
ny eo akaikinao sombinaiko, xzighew no mba tiako
fiangolana, fitosiana
eo ihany no ifalifaliako
afaka eo izany sento evoxv tomaniko
ny eo anilanao re tononkira.serasera.org ry aiko tsy adinoko
ho tadidy mandra-maty
fa vita sary ato an-tsaiko
ny eo akaikinao, izany havako izany giwv

--------
Link: