Jesosy Rô Hazomanga Soa (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy rô Hazomanga soa
Fitahia ndraiky firengeam-be tokoa
Ny mino Azy olo afake havoa
Ny devoly lavitse Azy eh moa

Fiv : Ahiko Jesoa Bak'etoy
Ahiko Jesoa trak'eroy
(La varehake)
La varehake ny ahiko izao
Manana an'I Jesoa anateko ao

2. Ndre inoino ny soa etoy
Jesoa tsy atakalo ndreake tsy azo afoy
Tsy ampirafese amin-drate fanao
Ny finoan'Azy eh anate ao

Fiv :

3. Baiboly rô (Baiboly rô) haveloma tokoa
Tano ka vakio la ka mihemotse koa
Taomo ny longo mba ho afake havoa
Fa Jesoa ro Hazomanga soa

Fiv x2 :
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tana Gospel Choir - TGC
Hits : 207
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 04/03/2025 06:45
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1566