Faly Aho (Tana Gospel Choir - TGC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy soa ho ahy afatsy Jeso
Nafoiko ny haren’ny tany
Manankarena aho nahita azy
Faly aho Aminy ao

Faly aho miarak’Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly aho Aminy ao

Fony tsy nisy avotra fisoloana
Sy ho fampanekena ny Ray
Dia nanolo-tena mba hanavotra ahy
Tamin’ny Rany Jesosy





Faly aho miarak’Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly aho

( Faly aho )
Faly aho manana aho
( Faly aho )
Faly aho manompo anao
( Faly aho )
Faly ao amin’ny fahasoavanao eh
( Faly aho )
Ray o
( Faly aho )
Faly aho
( Faly aho )
Falifaly ny foko
( Faly aho )
Ny anaranao no antsoiko
( Faly aho )
Faly aho e manana anao
( Faly aho )
Faly aho e akaikinao e
( Faly aho )
Faly aho e
( Faly aho )
Tena faly aho e
( Faly aho )
Nafoiko ny haren’ny tany
( Faly aho )
Aleoko mifidy anao ihany
( Faly aho )
Jesosy ko eh
( Faly aho )
Faly aho izany e
( Faly aho )
Manana anao ato am-poko
( Faly aho )
Any aminao ny finoako
( Faly aho )
Ray malala ooh
( Faly aho )
Faly amin’ny fitiavanao eh

Faly aho miarak’Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Mbola manao hoe:
Faly aho Aminy ao

Faly aho miarak’Aminy
Jesosy tokana ihany
Na dia mahantra aza
Sahy aho manao hoe:
Faly aho Aminy ao
( Ao aminao ihany eh )
Faly aho Aminy ao
( Tsy Hiala aminao izany eh )
Faly aho Aminy ao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tana Gospel Choir - TGC
Vangy : 278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 11/07/2025 10:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0784