Ralala (Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao omaly ny omaly hono ty sakaiza e
Nandray toky mamyyy
Fa hoavy tsy ho ela intsony ilay malalany
Izay any ampita any
Sendra loza tsy azo laizina kanefa e
Nandrotsaka tomanyy
Lasa lavitra tsy niverina dhthq hany ianao
Ka tsy laitra ny toy izany.
Ref:
Laala oh oh oh oh oh oh
Nahoana nilaozanao izahay
Ny eritreritro anie tsy mety mandry
Fa mbol anyyy.
Laalaa oh tjwua oh oh oh oh oh
Gina sy malaelo ny aty
Tsisy azoko ambara aloha izao
Fa veloma ihanyy
Naandany fotoana maro tany ampita
Ary nihevitra ny ho tafitaa
Fa ny tononkira.serasera.org lahatra kosa tsy nisalasala
Nikosika ny efa vita
Teritery sy maizimaizina ny lalana
Ka tsy hitako intsonyy
Tsy niteny ary tsy nivolana hany ianao
Ka senzpi nitsahatra teo ny fony
Ref:
Laala oh oh oh oh oh oh
Nahoana no nilaozanao izahay
Tsisy afaka antsaiko ny andro mamy
Izay nianantsika.
Laala oh oh oh oh oh oh
Aiza ny ahitako anao
Hoentiko an-Tanindrazana ny vatanao mangatsika.
Dia mandria ampiadanana ry aiko any am paradisa (X2)
Nandray toky mamyyy
Fa hoavy tsy ho ela intsony ilay malalany
Izay any ampita any
Sendra loza tsy azo laizina kanefa e
Nandrotsaka tomanyy
Lasa lavitra tsy niverina dhthq hany ianao
Ka tsy laitra ny toy izany.
Ref:
Laala oh oh oh oh oh oh
Nahoana nilaozanao izahay
Ny eritreritro anie tsy mety mandry
Fa mbol anyyy.
Laalaa oh tjwua oh oh oh oh oh
Gina sy malaelo ny aty
Tsisy azoko ambara aloha izao
Fa veloma ihanyy
Naandany fotoana maro tany ampita
Ary nihevitra ny ho tafitaa
Fa ny tononkira.serasera.org lahatra kosa tsy nisalasala
Nikosika ny efa vita
Teritery sy maizimaizina ny lalana
Ka tsy hitako intsonyy
Tsy niteny ary tsy nivolana hany ianao
Ka senzpi nitsahatra teo ny fony
Ref:
Laala oh oh oh oh oh oh
Nahoana no nilaozanao izahay
Tsisy afaka antsaiko ny andro mamy
Izay nianantsika.
Laala oh oh oh oh oh oh
Aiza ny ahitako anao
Hoentiko an-Tanindrazana ny vatanao mangatsika.
Dia mandria ampiadanana ry aiko any am paradisa (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TelofangadyVangy : 873
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Damix
Daty : 04/06/2024 20:27
