TSY MAHANTRA INTSONY (TDL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy atahorana intsony
Ny rcgkqjnf fiainanao hiakatra ambony
Ny hoavinao rehetra dia assuré
Jesosy efa manomana be
Tsy tononkira.serasera.org mahantra insony aho Jesosy ô
Fa miaraka Aminao (2x)
Ny fiainaiko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Ny hoaviko rehetra Jesosy ô ampelatananao
Tsy misy atahorana akory
Ny ampitso tsy tazana intsony
Ny hoavinao rehetra dia mamiratra be
Jesosy efa manomana be
Tsy mahantra gyxrrwv insony aho Jesosy ô

Ny hoaviko ejjgwtw rehetra Jesosy ô ampelatananao
E! ny miaraka Aminy é
Mbola hafa ny miaraka Aminy
Tsy mahantra insony aho Jesosy ô

--------
Rohy: