INDRAY ANDRO ANY (TDL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray andro any ny ranomasonao hofafana
Ka tohizo ihany ny filanjana ny hazo fijaliana
Raha mbola eto an-tany
Mifangaro ny mangidy sy ny lkyj mamy
Tsy manan-tsafidy fa fiwbu misotro ny rano pcolxtdf tsy tiana
Mety ho resy ianao androany
Fa ny zanany sy ny asan’ny tononkira.serasera.org tanany
Adidiny ihany
Indray andro any tsy izao foana ny fiainanao
Satria ny Tompo mbola hijery anao
Ka ny fahavalo mbola hiondrika eo anatrehanao
Fa ny anjeliny hitoby manodidina anao
Indray andro any hifarana koa ny tomany
Ka adinoy any ny alahelonao mahatonga hakiviana
Raha mbola eto an-tany
Ny fahavalonao mandindona eny ihany
Ka mba saino ihany ny mpanenjika
Tsy maintsy any aoriana
Mety ho resy ianao androany
Fa ny zanany sy ny asan’ny tanany

--------
Rohy: